FIRAHALAHIANA (TARIKA SELA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                            

Isika izao no dptkoyf voary efa natao
Hiara-dalana  tsy handao
Ny ory, ny mana-katao tononkira.serasera.org

Izay endrika fanambakana
Hialana, hasim-panovana
Ny tombontsoa gcqhqb iraisana no aloha

Tsy hafa fihaviana
Satria fianankaviana xpyv
Ka iray , ka iray, iray no nipohirana

Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay

Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho Hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay
Anio kosa indray
Hasandrantsika ho iray


Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay

Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay
Anio kosa indray
Hasandrantsika ho iray

            

Tonony sy feony :  HANDRINANTSOA 034 11 141 75

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TARIKA SELA
Visites : 2032
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : handrinantsoa
Date : 17/11/2017 14:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0566