Mpandresy (Tarika Ny Hasim-piderana)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-ny-hasim-piderana/mpandresy-1

1. (×2) Fa raha resy ianao omaly e araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy, adinoy ‘reo tsy nety
Fa ianao ‘lay mpandresy

Mitrakà mivonona, ndao hiara-hirona
Ialao ny hakamoana fa na inon-kidona
Dia manàna finoana fa tsy very intsony

Fa tsy maintsy tafita e e
Fa tsy maintsy tafita a
Fa tsy maintsy tafita ou ou ou
Dia manàna finoana e

2. (×2) Fa raha resy ianao omaly e araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy, adinoy ‘reo tsy nety
Fa ianao ‘lay mpandresy

Mitrakà mivonona, ndao hiara-hirona
Ialao ny hakamoana fa na inon-kidona
Dia manàna finoana fa tsy vertononkira.serasera.orgy intsony

Ny toloko toreo, aoka hijanona hatreo
Asandrato ny feo, ka ho sahy sy hiseho
Ny haratsiana eto ireo efa tapitra hatreo

Fa tsy maintsy tafita e e
Fa tsy maintsy tafita a
Fa tsy maintsy tafita ou ou ou
Fa tsy maintsy ho tafita

3. Dia arao lamozika dia fenoy tsikitsiky
Ho hitanao fa ho vita na reo mbola tsy hita
Ka ny fiarahan-tsika dia tsy hisy tomiaka

Fa tsy maintsy ho tafita e e
Fa tsy maintsy ho tafita a
Fa tsy maintsy ho tafita ou ou ou
Dia arao lamozika e

(×2) Fa raha resy ianao omaly e araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy, adinoy ‘reo tsy nety
Fa ianao ‘lay mpandresy (×3)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 343
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 25/05/2018 11:02:07
ID : 10624

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo