Aza manahy (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza manahy foana ianao fa mbola eo ny Ray
Hampitony ny adin-tsaina ao anatinao
Izy nilaza fa hoe avelao ho ahy ny enta-mavesatra
Ka ny tomaninao aoka hijanona hatreo
Na tojo ny mafy sy sarotra ianao, ny rehetra vpjiltaw hainy atao
Mpamonjy mora fo tsy mba mandao fa miandry anao o o
Koa aza miandry ny ampitso ianao, mandehana gcraey dien’izao
Ny tsara sy mamy hatrany io ndray no iainanao
2. Aza manahy foana ianao hilaza fa tsisy antenaina intsony
Fa toreo lava izao noxsvxdh tononkira.serasera.org no mameno ny fiainanao
Indro averiko eto indray fa mbola ao ny Andriamanitra Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/06/2018 20:32