Aza manahy (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza tononkira.serasera.org manahy foana ianao fa mbola eo ny Ray
Hampitony ny adin-tsaina ao anatinao
Izy nilaza fa hoe avelao ho ahy ny enta-mavesatra
Ka ny tomaninao aoka hijanona hatreo
Na tojo ny mafy sy slwdlvft sarotra ianao, ny rehetra hainy atao
Mpamonjy gkip mora fo tsy mba mandao fa miandry anao o o
Koa aza miandry ny ampitso ianao, mandehana grxcbhi dien’izao
Ny tsara sy mamy hatrany io ndray no iainanao
2. Aza manahy foana ianao hilaza fa tsisy antenaina intsony
Fa toreo lava izao no mameno ny fiainanao
Indro averiko eto indray fa mbola ao ny Andriamanitra Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 1695
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 01/06/2018 20:32