Misy antony (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antony ireo fitsapana
tsy maintsy holalovanao
Manitsy lalan-kombana
Manitsy fo, manorina aina vaovao
Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao
Mbola misy hazavana
ho tononkira.serasera.org an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra
Tsy ny andro anio sakaiza
no hamaritra ny ho avinao avy ieczy eo
Fa ny toky avy ltmaem amin'ny Mpamonjy
dia ampy hamelona indray ny fiainana efa lo
Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika junihvym ao
Fa finoana no takiana aminao
...
Mbola misy hazavana
ho an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra
Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao.
tsy maintsy holalovanao
Manitsy lalan-kombana
Manitsy fo, manorina aina vaovao
Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao
Mbola misy hazavana
ho tononkira.serasera.org an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra
Tsy ny andro anio sakaiza
no hamaritra ny ho avinao avy ieczy eo
Fa ny toky avy ltmaem amin'ny Mpamonjy
dia ampy hamelona indray ny fiainana efa lo
Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika junihvym ao
Fa finoana no takiana aminao
...
Mbola misy hazavana
ho an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra
Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 05/10/2026 14:47
