Afaka (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afaka izahay
Ka dia ho ambaranay
Ny fitiavana atolotr'Andriamanitra antsika
nanolorany ny Zanany
ho ahy sy ho anao
ho sorona hitondra indray ny heloka izay natao
Afaka izahay
Ka dia ho ambaranay
Ny fitiavana atolotr'Andriamanitra antsika
nanolorany ny Zanany
ho ahy sy ho anao
ho sorona hitondra indray ny sdcjnbbm heloka izay natao
Nafoiny ny Rany ho fanadiovana,
ho fanavotana
Nafoiny ny Ainy
ho famonjena ebkm antsika izay sakaizany
Deraina Ianao Andriamanitra ô!
Dera ho Anao Andriamanitra ô!
Fitiavana lehibe tokoa no natolotrao anay
Te hisaotra Anao izahay,
Misaotra Anao ry Ray
Deraina Ianao Andriamanitra ô!
Dera ho Anao Andriamanitra ô!
Ho fiderana bzvz hatrany no tononkira.serasera.org hanehoanay ny andronay
ary amin'ny fo tokoa ry Tomponay Tsitoha
Ry Tomponay Tsitoha...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 417
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 11/10/2025 15:13