Tantano re! (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko mba henoy fa mitaraina ireto zanakao
Miangavy sy mitalaho Aminao henoy ny vavakay
Ity hqnj tany ity mba tahio
Fa ampy ho bimlv anay raha ny Fahasoavanao
Zarao fa tena mila izany
Afaho ireo mijaly, fafao ireo wfvi tomany
Ampianaro anay fa ny Tokana ialan’ny olana (Anaro fa)
Dia tsisy afa-tsy Ianao Jesosy (Tsisy afa-tsy Jesosy)
Ilay Kapiteny
Fiverenana :
Miangavy Anao, ela izay niafiana izay
Mba mitalaho Aminao tantano re! Fa mila Anao zahay
Miangavy Anao, ampy izay fijaliana izay

Jesosy oh hatsaharo ireo adiady tononkira.serasera.org mampisaraka
Miangavy Anao aleo hitambatra ho iray izahay
Mba harotsay ny Fanahy Masina
Mba hampitony ireo izay entim-po
Mba ho fantany fa Ianao Tsitoha
No Tokana Filoha amin’ny fiainanay

Fiverenana : Miangavy Anao …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:35