Tahio hiray fo (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko tia tahio re ‘ty asanay ity
Asa efa napetrakao ho qdwupu anay hatrizay
Ny mahasoa sy tsara moa zrvwe dia fantatrao tokoa
Ka tariho làlana izahay fa Ianao no Tsitoha
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ravao
Fa maika hampikoa ‘reo mbola tsy mifoha
Fiverenana :
Satria mbola ho entinao
Mbola ho entinao hotsaraina izahay
Ny finoana ao anatin’ny tsirairay
Efa fantatrao hatrizay
Aza avelanao hisaratsaraka
Fa TAHIO HIRAY FO hitambatra tokoa
Aza avela hirehareha, hanandra-tena koa
Ny asa rehetra izay atao dia Anao avokoa
Nefa re Jesosy ô! Nofo sy hiqfy rà izahay
Mba tononkira.serasera.org jereo amin’ny indrafonao sy hazavao ny sainay
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ravao
Fa maika hampikoa ireo mbola tsy mifoha
Fiverenana : Satria mbola ho entinao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1027
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 21:50