Noely maminay (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Endrika mirana
No hitsenan' indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
'Lay nasandratr' Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely bkubcf izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony idvu ho tretrika tokoa
Raha mino sy pich milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy ny fony misalasala koa ... (x2)
A/C : SDN
No hitsenan' indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
'Lay nasandratr' Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely bkubcf izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony idvu ho tretrika tokoa
Raha mino sy pich milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy ny fony misalasala koa ... (x2)
A/C : SDN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1423
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 22:24
