Mpandresy (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny herinao mandresy lahatra
Raha izaho aloha dia afa-po tanteraka
Ny andro izay niantsoako Anao
Dia nidiranao ny fiainako
Ref:
Mpandresy aho oszllnq tononkira.serasera.org (mpandresy aho)
Manana Anao ry Jesosy o!
(Manana Anao jesosy o)
Mpandresy aho eo Aminao
(Mpandresy aho Jesôsy ô)
2- Na sarotra izany làlana
Matoky aho fa Ianao mitarika ahy
Fandresena azo antoka
Raha ny anaranao no xipxuseg itokiana
3- Lazaiko anao mpandresy koa ianao
Raha miara-dia, mibanjina ilay Tompo rvbkdip tia
Miantso Izy anio ka mba valio
Ny anarany ihany no itokio
Raha izaho aloha dia afa-po tanteraka
Ny andro izay niantsoako Anao
Dia nidiranao ny fiainako
Ref:
Mpandresy aho oszllnq tononkira.serasera.org (mpandresy aho)
Manana Anao ry Jesosy o!
(Manana Anao jesosy o)
Mpandresy aho eo Aminao
(Mpandresy aho Jesôsy ô)
2- Na sarotra izany làlana
Matoky aho fa Ianao mitarika ahy
Fandresena azo antoka
Raha ny anaranao no xipxuseg itokiana
3- Lazaiko anao mpandresy koa ianao
Raha miara-dia, mibanjina ilay Tompo rvbkdip tia
Miantso Izy anio ka mba valio
Ny anarany ihany no itokio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 3900
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 19/05/2020 19:22
