Mpandresy (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny herinao mandresy lahatra
Raha izaho aloha dia afa-po tanteraka
Ny andro izay niantsoako Anao
Dia nidiranao ecprdw ny fiainako
Ref:
Mpandresy aho (mpandresy aho)
Manana Anao ry Jesosy o!
(Manana Anao jesosy o)
Mpandresy aho eo Aminao
(Mpandresy tononkira.serasera.org aho Jesôsy ô)
2- Na sarotra mqmgfdz izany làlana
Matoky aho fa Ianao mitarika ahy
Fandresena azo antoka
Raha ny anaranao zqfpr no itokiana
3- Lazaiko anao mpandresy koa ianao
Raha miara-dia, mibanjina ilay Tompo tia
Miantso Izy anio ka mba valio
Ny anarany ihany no itokio
Raha izaho aloha dia afa-po tanteraka
Ny andro izay niantsoako Anao
Dia nidiranao ecprdw ny fiainako
Ref:
Mpandresy aho (mpandresy aho)
Manana Anao ry Jesosy o!
(Manana Anao jesosy o)
Mpandresy aho eo Aminao
(Mpandresy tononkira.serasera.org aho Jesôsy ô)
2- Na sarotra mqmgfdz izany làlana
Matoky aho fa Ianao mitarika ahy
Fandresena azo antoka
Raha ny anaranao zqfpr no itokiana
3- Lazaiko anao mpandresy koa ianao
Raha miara-dia, mibanjina ilay Tompo tia
Miantso Izy anio ka mba valio
Ny anarany ihany no itokio
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 4151
Likes : 0 Like
Created by : Herizo15
Date : 19/05/2020 19:22
