Hafa ny taloha (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho tonga saina ihany raha nanontany
Tomany ve no ho asetriko izany fianana an-tany ?
Ny omaly haiko ihany e ny nihafarany
Dia handany fpdvihjn andro hiondrika eto ihany fa hoe ambany
Jesosy anefa niteny hoe: "Aza manahy fa Izaho dia mandre"
Ka anio e, hifonako avokoa
Ireo izay tsy finoako namatotra ahy mafy taloha
Ho fadiako e, ny hamoy fo
Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko
Ho anao izay mbola gejain'izao fiainana izao
Injao mandona ka mba vahao Ilay tsy mandao
Ialao ny tahotrao ô, f'Izy no ao
Andao fa miandry ny anjaranao, fiainam-baovao
Jesosy mantsy aiahqtai raha manome dia fiainana tononkira.serasera.org sady be dia be
Haizin'io e, dia mbola hisava ihany
K'aza mitomany fa fianana bjbbt izany, mirosoa hatrany
Ka valio hoe :"HAFA NY TALOHA",

TANORA MASINA Itaosy
A/C : LovaN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 10500
Likes : 1 Like
Created by : Miarfenitra
Date : 25/10/2022 19:27