Fanasana (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh! Injao, ilay feonao
Miantso ahy amin'ny fanasanao, Tompo oh
Nefa hatraiza moa ry Tompo ity fahavononako
Handray ny tenanao sy rànao (×2)

Tsapako tra-nenina aho ankehitriny Jesosy oh,
Nanenina ny vitako hatrizay ka izao vao tahak'izay
Hozahako anio 'lay dia-tongotrao
Mba ahitako ilay toerana hanasanao ahy

Roso izao ny diako, ka ny mba iriko
Tsy ho potraka ao an-dalana fa
Mba ho tody soa aman-tsara, tsy avilin-tsatana
Tsy ho diso anjara am-panasanao
Efa nentiko nodiovinao nytiko, ry Tompo
Kanefa mbola atolotro hoAnao'ty foko vaovao
Vonona aho izao hikambana aminao
Handray ny tena sy rànao amin'ny fanasanao (x2)

A/C : SDN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Vangy : 430
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1435