Ambarao Azy e (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Ambarao Azy e! ny adim-piainanao
Aza afenina Azy e! Fandrao hahavery ulzxtlny anao!
Na ino ratsy vitanao tsy hita hoe akory atao
Faingana antsoy Jesosy mpanavao

Izy tsy mivadika e sy tena mora fo
Ka ny fitiavana Azy sqdh e! Mandrakizay tokoa
Tsy misy hanenenanao ny vavaka sy soa atao
Fa rakitra ho isan-toeranao

'Ty foko ty Jesosy o! Diovy ho pbuafox Anao
fa tiako ho isan-janakao aho izao
Mba sitrano koa ny feriko
Ho zanakao madio tokoa
Sy mba haniry handova Anao tononkira.serasera.org Tsitoha
Hipetrahako amin'ny toerako
Fa fanaka voafidinao
Ho tokinao amin'izay atao

Izay vita izay dia tena nanenenako
Fa ho zariko hiaraka aminao
Izato tena saika hamoy fo
Nefa nomenao valisoa
Ka mahatsiaro sambatra tokoa
Indro atolotro ny tenako
Hiasa tsy hiroy fo
Ho zanaka mandova ray tsitoha

Fiverenana : Ambarao Azy e! ny adim-piainanao ...

A/C : SDN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Vangy : 1332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 22:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1226