Ambarao Azy e (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Ambarao Azy e! ny adim-piainanao
Aza afenina Azy tononkira.serasera.org e! Fandrao hahavery anao!
Na ino ratsy vitanao tsy hita hoe qfoc akory atao
Faingana antsoy Jesosy mpanavao
Izy tsy mivadika e sy tena mora fo
Ka ny fitiavana Azy e! Mandrakizay tokoa
Tsy misy hanenenanao ny vavaka sy soa atao
Fa rakitra ho isan-toeranao
'Ty nzgfgxu foko ty Jesosy o! Diovy ho Anao
fa tiako ho isan-janakao aho izao
Mba sitrano koa ny feriko
Ho zanakao madio tokoa
Sy tupfbtc mba haniry handova Anao Tsitoha
Hipetrahako amin'ny toerako
Fa fanaka voafidinao
Ho tokinao amin'izay atao
Izay vita izay dia tena nanenenako
Fa ho zariko hiaraka aminao
Izato tena saika hamoy fo
Nefa nomenao valisoa
Ka mahatsiaro sambatra tokoa
Indro atolotro ny tenako
Hiasa tsy hiroy fo
Ho zanaka mandova ray tsitoha
Fiverenana : Ambarao Azy e! ny adim-piainanao ...
A/C : SDN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1085
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 22:11