TOMPO TSARA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, mankalaza anao zahay
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Tonga Ianao mba hanavotra anay
Sy hamonjy tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Fa fxejbsm tsy sitrakao ny ahaverezan'ny ratsy fanahy
Fa ny hiovany amin'ny lalana hodiaviny
Ka ho velona sy hialoka eo Aminao
Izao tontolo rehetra izao
Ray ô, tomponay Ianao fa lbupiyv mpanome aim-baovao
Ho foana hatreo ireo ahiahy fa Ianao no mpiahy
Endrey ny haravoanay fa hiara-hiaina Aminao
Tsy hitsahatra ny hira asandratray fa Tompo tsara Ianao !
Tompo ô, miandrandra Anao zahay
Fa tsy niova Ianao hatramin'izao
Maro be ireo famantarana
Izay milaza fa mbola ho avy Ianao
Fa tsy sitrakao ho very maina ny ezakay tety
Fa ho tonga Ianao mba hitsara ny velona sy ny maty
Sy hanolo izao , hanolo izao tontolo izao
Ho sedca Jerosalema vaovao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2931
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 08/09/2010 11:50