TOMPO TSARA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, mankalaza anao zahay
Fa tononkira.serasera.org lehibe tokoa ny fitiavanao
Tonga Ianao mba hanavotra anay
Sy hamonjy izao tontolo izao
Fa tsy sitrakao ny ahaverezan'ny ratsy fanahy
Fa ny hiovany amin'ny lalana hodiaviny
Ka ho velona sy hialoka eo Aminao
Izao tontolo rehetra izao
Ray ô, tomponay Ianao fa mpanome aim-baovao
Ho brros foana hatreo ireo ahiahy tiwtqf fa Ianao no mpiahy
Endrey ny haravoanay fa hiara-hiaina Aminao
Tsy hitsahatra ny hira asandratray fa Tompo tsara Ianao !
Tompo ô, miandrandra Anao zahay
Fa tsy niova Ianao hatramin'izao
Maro be ireo famantarana
Izay milaza fa mbola ho avy svbrpu Ianao
Fa tsy sitrakao ho very maina ny ezakay tety
Fa ho tonga Ianao mba hitsara ny velona sy ny maty
Sy hanolo izao , hanolo izao tontolo izao
Ho Jerosalema vaovao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2934
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 08/09/2010 11:50