RY TANORAM-PANDROSOANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanoram-pandrosoana,
Ry tanora ankehitrio,
Zao no androm-pijoroana
Ka tsarovy, tadidio
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena
Raha miaro hatsaràna
Tonga sabatry ny tena
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena, edew tena volamena
Raha miaro hatsaràna kbfkp
Tonga sabatry ny tena, sabatry ny tena
Raha izany no ho vita
Raha izany no ho vita,
Mahatokia fa ho tafita;
Mahatokia fa ho yclyh tafita
Ka na tapitra aza ny aina
Tsara tononkira.serasera.org vatsy sombinaina
Ry tanora ankehitrio,
Zao no androm-pijoroana
Ka tsarovy, tadidio
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena
Raha miaro hatsaràna
Tonga sabatry ny tena
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena, edew tena volamena
Raha miaro hatsaràna kbfkp
Tonga sabatry ny tena, sabatry ny tena
Raha izany no ho vita
Raha izany no ho vita,
Mahatokia fa ho tafita;
Mahatokia fa ho yclyh tafita
Ka na tapitra aza ny aina
Tsara tononkira.serasera.org vatsy sombinaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 21/06/2012 08:10
