Miverena (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Somebiseby izy e, sahirana aho a
Somebiseby izy e ,nikaroka anao a
Fa ianao no nirifatra tononkira.serasera.org nivaoka ny bala
Miverena fa miandry anao ny rainao malala an
Ref:Ianao anie malala tiany ary tsy foiny
Na dia maniratsira azy ary tsy ariny
Ndana makany dobvc fa izy anie tsy hibedy
Fitiavana tsisy otrizany ary no omeny
Hotsenainy amin'ny tambitamby ianao o
Hotsenainy hhifno amin'ny teny mamy ihany koa
Ho adinony aglk ireo adalanao ,avelany ireo fahotanao
Dia ho raisiny ianao ,ho raisiny an-tanan-droa
2- Hiverina ihany ve sa mbola hiandry ah
Sa varina amin'ny rendrarendra
Ditra sy ny adalana
Tsara ihany fa tsy maharitra mandrakizay ah
Miverena e miverena ao an-dapan'ny Ray ah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Vangy : 295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 19/10/2025 08:02