Misaora an'i Jehovah (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wxuzfo Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny anarany Masina

Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Ary aza vvrlrje hxydi misy ny hadinoinao
Ny fitahiany rehetra

Refrain :
Izay mamela ny helokao
Manasitrana ny aretinao
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka
Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao
Izay tononkira.serasera.org mahavoky soa ny vavanao
Misaora Azy

Misaora an’i Jehovah!
Ry fanahiko

Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Hits : 81
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3624