Misaora an'i Jehovah (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny evdd anarany Masina

Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Ary wgbm aza misy ny hadinoinao
Ny fitahiany rehetra

Refrain :
Izay mamela ny helokao
Manasitrana ny aretinao
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka
Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao
Izay mahavoky soa ny vavanao
Misaora Azy

Misaora an’i dhxsfu Jehovah!
Ry fanahiko

Tonony sy feony : tononkira.serasera.org Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Vangy : 82
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.075