Hasambarana (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao hoe jamba sy marenina izay tia
Kanefa ianao mbola mahita sy mandre
Tsy maharesy ny sainao, toherinao ny fonao tia
Satria ianao dia te-hanafina fa hoe :
Efa voababon’ olon-kafa manontolo
Ny henatrao mampihatsara velatsihy
Izaho indray na dia voasolo aza ao am-ponao mbola tia
Tsy haiko hafenina kanefa aho mba minia
Ny hasambarana tsy ipkpgqm hoe hodiana adala mody klnos tia
Ny hasambarako dia wsegumd fantatro fa tsy eo anilanao
Ny hasambaranao ry olon-tiako
Eny an-tsandrin’olon-kafa
Ny hasambaranao ekeko ho ahy.
Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : tononkira.serasera.org Solo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 25626
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angemiiicky
Daty : 31/08/2006 09:59