Sambon-danitra (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1"hiainga tsy rzsnkeva ho ela ilay sambon-danitra
   Hiainga tsy ho ela ho ivjdanbh any an-danitra
   Hiainga tsy ho ela ho avy tampoka
   Aminy fotoana tsy ampoizina

Fiv::moa bzdr a ve mba fantatrao fa manana anjara ao ianao
      Amin'io sambon-danitrio
     Moa ve mba fantatrao fa Manana Anjara ao ianao
    Ry mpandeha,manana anjara ve

2""jesôsy ilay mpamily ilay sambon-danitra
Ka manampahefana amin'ireo mpandeha
Hifidy ilay voafidy izay nofinidiny
Mba ho tafita any amparadisa

Fiv::moa ve(bass)

A/c:femima tononkira.serasera.org version slk betifaga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Vonona:METM betifaga
Vangy : 360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Parao
Daty : 14/08/2025 11:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1365