Potika sy love (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

Mila mandalo rivotra na rano,
sompatra sy an-datsa-dranomaso
Ny foko efa lasanao

N'inona miseho zaka n'aiza eo
n'inona ho avy afera be gravy
Zah hiaraka aminao

Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

Be ny mpankahala be ny manadala
Be ny mankasiaka be ny misary aliaka
Tiaviko foana ianao

N'inona tantara sy fanambarana
N'inona lazaina n'inona ny kôzy
Zah potika sy love e!

Za hiaraka aminao, maty aho ra tsisy anao
Ento aho mba ho anao malalako ô! ho andefimandrinao
Reveko ianao malala ô! manja mahalasa adaladala zaho
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana

Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana
Hafa ny anilanao malalako ô! lay tompon'ny hafanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 9084
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 09:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744