vonona tokoa (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Ary nandre ny feon’ny Tompo aho
Feon’ny Tompo manao hoe:
Iza hnmsbvz no hirahiko? Iza no handeha
Iza no handeha ho irakay
1-inty aho ry Tompo nibpjh , Vonona tokoa
Vonona tokoa ho irakao Jesoa
Na ho mafy na ho mora ny asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao
2- inty aho ry Tompo , Vonona tokoa
Vonona tokoa ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny làlana lahbrx aleha
Tsy mifidy làlana ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona ny handeha
Vonona ny handeha ho irakao
tononkira.serasera.org A.Hery Razanakoto
Ary nandre ny feon’ny Tompo aho
Feon’ny Tompo manao hoe:
Iza hnmsbvz no hirahiko? Iza no handeha
Iza no handeha ho irakay
1-inty aho ry Tompo nibpjh , Vonona tokoa
Vonona tokoa ho irakao Jesoa
Na ho mafy na ho mora ny asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao
2- inty aho ry Tompo , Vonona tokoa
Vonona tokoa ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny làlana lahbrx aleha
Tsy mifidy làlana ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona ny handeha
Vonona ny handeha ho irakao
tononkira.serasera.org A.Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:37
