vonona tokoa (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Ary nandre ny feon’ny Tompo aho
Feon’ny Tompo manao hoe:
Iza no hirahiko? Iza no handeha
Iza no handeha ho irakay
1-inty aho ry Tompo , Vonona tokoa
Vonona tokoa ho irakao Jesoa
Na ho mafy na ho mora ny asa izay atao
Vonona hisedra anie ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona tokoa
Vonona ny handeha ho irakao
2- inty aho ry Tompo , Vonona tokoa
Vonona tokoa ho irakao Jesoa
Na lavitra na akaiky ny làlana aleha
Tsy mifidy làlana ny miaramilanao
Inty aho ry Tompo vonona ny handeha
Vonona ny handeha ho irakao
A.Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 134
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:37
