tsy misy afa-tsy ianao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa no itokianay,
Mba hitantana ny drkide làlanay
Ka meteza Ianao mxqadewr hiaraka aminay,
Hamakivaky zao fiainana izao
Tsy misy afa-tsy Ianao ry Tompo ô!
No kapiteny hitarika anay
Ka izao ataonao no ataonay
Hanehoanay fa miaraka Aminao zahay
Marobe ny zavatra iainanay ety antany ety
Toa fankam-panahy tsy hanao ny sitrakao re Jesoa
Ka meteza ianao hiaraka aminay mba ahafahanay
Mandresy ireo ratsy,ka ny Anaranao no entinay
Mandresy reo fahavalonay
2-Ianao Jesoa no antenainay
Mba hanoro anay ny làlanay
Mba hanao ny sitrakao tokoa ‘zahay,
Hanao tokoany tena marina
Tsy misy afa-tsy Ianao ry Tompo ô!
No hanoro ny lala-marina
Ka izao ataonao no ataonay
Hanehoanay fa miaraka
tononkira.serasera.org golmync A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 326
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 09:11