raha mbola hisy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola hisy mduaawks koa ny farany
Dia tsy ho foana ny fanantenako
Fanantenako hanantenako Anao
Fa hitantana ahy amin’ny ezaka atao
2-Raha mbola hisy koa ny farany
Dia tsy ho aisn foana ny finoana
Finoana hitokiako Anao
Fa hiaro ahy amin’ny fiainana
3-Raha mbola hisy koa ny farany
Dia tsy ho foana ny fitiavako Anao
Dia ‘lay fitia ‘zay nitiavako
Hanompo Anao aho ary ho mandrakizay
REF:
Fa lsrfbu ilay Jesoa tsy mba mahafoy anao
Ankini aminy izay rehetra ataonao
Fa Izy irery ihany anie noazo antenaina
‘lay tsy miova anio ary ho mandrakizay
tononkira.serasera.org
A . Hery Razanakoto (12 Des 2006)
Dia tsy ho foana ny fanantenako
Fanantenako hanantenako Anao
Fa hitantana ahy amin’ny ezaka atao
2-Raha mbola hisy koa ny farany
Dia tsy ho aisn foana ny finoana
Finoana hitokiako Anao
Fa hiaro ahy amin’ny fiainana
3-Raha mbola hisy koa ny farany
Dia tsy ho foana ny fitiavako Anao
Dia ‘lay fitia ‘zay nitiavako
Hanompo Anao aho ary ho mandrakizay
REF:
Fa lsrfbu ilay Jesoa tsy mba mahafoy anao
Ankini aminy izay rehetra ataonao
Fa Izy irery ihany anie noazo antenaina
‘lay tsy miova anio ary ho mandrakizay
tononkira.serasera.org
A . Hery Razanakoto (12 Des 2006)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 357
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:05
