raha mbola hisy (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola hisy  koa ny farany
Dia tsy ho foana ny fanantenako
Fanantenako hanantenako Anao
Fa hitantana ahy amin’ny ezaka atao

2-Raha mbola hisy  koa ny farany
Dia tsy ho foana ny finoana
Finoana hitokiako Anao
Fa hiaro ahy amin’ny fiainana

3-Raha mbola hisy  koa ny farany
Dia tsy ho foana ny fitiavako Anao
Dia  ‘lay fitia ‘zay nitiavako
Hanompo Anao aho ary ho mandrakizay

REF:
Fa ilay Jesoa tsy mba mahafoy anao
Ankini aminy izay rehetra ataonao
Fa Izy irery ihany anie noazo antenaina
‘lay tsy miova anio ary ho mandrakizay
                
A . Hery Razanakoto  (12 Des 2006)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 151
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0196