misaora an'i Jehovah (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wuqqlbmr Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Izay rehetra ato anatiko ,misaora ny anarany Masina
Misaora an’i Jhovah ry fanahiko
Aza misy adinoina ny fitahiany rehetra
Izay maméla ny helokao rehetra
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay manarona ny ainao tsy hidina any bvsuvqhr an-davaka
Izay manarona famindram-po sy fihantrana anao
Izay mahanoky soa ny vavanao
Ny fahatanoranao mody indray
Toy ny an’ny tononkira.serasera.org voro-mahery
Sal 103 : 1—5
elzsuyon A . Hery Razanakoto (12 Fev 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:49