misaora an'i Jehovah (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Izay rehetra ato anatiko ,misaora ny anarany Masina
Misaora an’i Jhovah ry fanahiko
Aza misy adinoina ny fitahiany rehetra
Izay maméla ny helokao jkln rehetra
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay manarona ny ainao tsy hidina any an-davaka
Izay pisu manarona famindram-po sy fihantrana anao
Izay mahanoky soa ny vavanao
Ny fahatanoranao mody indray
Toy ny an’ny voro-mahery
                                     tononkira.serasera.org          Sal 103 : 1—5
               A . Hery Razanakoto  (12 Fev afxrhng 2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 474
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0709