minoa an'i Jesoa (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Trotraky ny ady ve ianao ,
Ady maro sesehena
Adin-tsaina tsy hay fefena rcrdkuy ,
Adim-panahy tsy tononkira.serasera.org laitra iainana
2-Fantatrao ve fa ilay Jesoa,
Mora azonao antsoina
Raha tojo faharesena ,
Fandresena no tanjona kendrena
REF:
Aza kivy naah fa mitrakà .
Ô ! rjkf Antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’i Jesoa dia mangataha,
Fa ny olanao rehtra dia hivaha
A . Hery Razanakoto (Fev 2001)
Ady maro sesehena
Adin-tsaina tsy hay fefena rcrdkuy ,
Adim-panahy tsy tononkira.serasera.org laitra iainana
2-Fantatrao ve fa ilay Jesoa,
Mora azonao antsoina
Raha tojo faharesena ,
Fandresena no tanjona kendrena
REF:
Aza kivy naah fa mitrakà .
Ô ! rjkf Antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’i Jesoa dia mangataha,
Fa ny olanao rehtra dia hivaha
A . Hery Razanakoto (Fev 2001)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:44
