mifalia ry zatovo (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mifalia ry zatovo dia eny mbola tanora
Ataovy izay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ny fifaliana
Mandehana amin’ny fitsikiana
Nefa tsarovy fa handalo fitsarana ianao
2-Mifalia ry zatovo dia eny mbola tanora
Ataovy izay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ireo filàna
Mandehana  amin’ny filibàna
Nefa tsarovy fa handalo fitsarana ianao
REF:
Mba dinidiniho re ny zavatra atao
‘lay fahamarinana ihany no hany katsaho
Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahabiazana
Angataho  daholo izay rehetra tadiavinao
       A . Hery Razanakoto  (Nov  2020)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 180
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.08