mifalia ry zatovo (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mifalia ry zatovo dia eny mbola tanoraAtaovy izay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ny fifaliana
Mandehana amin’ny fitsikiana
Nefa tsarovy fa handalo fitsarana ianao
2-Mifalia ry zatovo dia eny mbola tanora
Ataovy izay rehetra sitraky ny fonao atao
Mandehana amin’ireo filàna
Mandehana amin’ny filibàna
Nefa tsarovy fa handalo fitsarana ianao
REF:
Mba dinidiniho re ny zavatra atao
‘lay fahamarinana ihany no hany katsaho
Dia hirotsaka aminao hatrany ny fahabiazana
Angataho daholo izay rehetra tadiavinao
A . Hery Razanakoto (Nov 2020)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 182
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:41
