mankanesa aty amiko (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty Amiko
Izay miasa fatratra sy mavesatr’entana
Fa Izaho no hanome fitsaharana
Ento ny ziogako,mianàra Amiko
Fa malemy fanahy sady tsy bilrai miavona ampo Aho
Dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo nareo
Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako
fzoplrj fvhrr A . Hery Razanakoto tononkira.serasera.org (27 Fev 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 368
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:15