Ampidiro aloha ny tenimiafina
mankanesa aty amiko (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty Amiko
Izay miasa fatratra sy mavesatr’entana
Fa cdoa Izaho no hanome fitsaharana
Ento ny ziogako,mianàra Amiko
Fa malemy fanahy sady tsy miavona ampo Aho
Dia hahita svezya fitsaharana ho an’ny fanahinareo nareo
Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako
tononkira.serasera.org cntr A . Hery Razanakoto (27 Fev 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 370
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:15