mahazo manantena (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Efa fantatrao hatramin’ny ela tokoa
Fa tsy haharitr’ela czhxgs anie ny fiainan’ety
Ka dia miomana ianao sao variana
Ka hanenina tokoa
1-Valopolo taona ihany raha toa maharitra ela
Ka ny soa sy tsara hatrany no ataovy ankitsim-po
Raha toa tanterakao e ! Ny manao ny tsara hatrany
Dia mahazo kreudhs manantena ‘lay paradisa tena soa e !
2-Matokia an’i tononkira.serasera.org Jesoa dia mitoria hatrany hatrany
Fa Jesoa irery ihany no iraky ny Ray ety
Raha Jesoa no hitokiana e ! fvcbhbp Ho mpiandry tsara anao
Dia mahazo manantena ‘lay paradisa tena soa e !
3-Raha toa mbola miaina ka nomena tombon’andro
Dia miasà hitory hatrany ny fitiavan’i Kristy
Mijoroa hatrany hatrany e ! Ho mpino an’i Jesoa tia
Dia mahazo manantena ‘lay paradisa tena soa
Rojo Liantsoa RANDRIAMIARIVELO
(19 Aôut 2020)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 343
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:12