Ampidiro aloha ny tenimiafina
mahazo manantena (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Efa fantatrao hatramin’ny ela tokoa
Fa tsy haharitr’ela anie ny fiainan’ety
Ka dia miomana ianao sao variana
Ka hanenina tokoa
1-Valopolo taona ihany raha toa maharitra ela
Ka ny soa tononkira.serasera.org sy tsara hatrany no ataovy ankitsim-po
Raha toa tanterakao e ! Ny manao ny tsara hatrany
Dia mahazo manantena ‘lay paradisa tena soa e !
2-Matokia an’i Jesoa dia mitoria hatrany hatrany
Fa Jesoa irery ihany lgpdvmn no iraky ny Ray ety
Raha Jesoa no hitokiana e ! Ho mpiandry tsara anao

3-Raha toa mbola miaina ka nomena tombon’andro
Dia miasà hitory hatrany ny fitiavan’i Kristy
Mijoroa hatrany hatrany e ! Ho mpino an’i Jesoa tia
Dia mahazo manantena ‘lay paradisa tena soa
Rojo Liantsoa RANDRIAMIARIVELO
jzoasj uvhreb (19 Aôut 2020)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:12