Ampidiro aloha ny tenimiafina
iza ho hahasaka ahy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy
Fahoriana ve sa fahantranako
Fanenjehana sa mosary koa
2-Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i tononkira.serasera.org Kristy
Fahoriana ve sa fahantranako
Fitanjahana ve sa sabatra koa
REF:
N’inon’inona amin’ny zavatra ary rehetra izao
Ts’iisy cffc hahasaraka amin’ny fitiavanao
Ka vpnwumc na sarotra aza re ny asanay ety
Sanatria raha hivadika Aminao
N’inon’inona amin’ny zavatra mety hita ety
Dia mahatoky Anao ‘zahay ry Tompo ô !
Ka na sarotra aza re ny asa ataonay
Mihoatra noho ny mpandresy izahay
eljp A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 483
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:03