iza ho hahasaka ahy (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy
Fahoriana ve sa fahantranako
Fanenjehana sa mosary koa

2-Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy
Fahoriana ve sa fahantranako
Fitanjahana ve sa sabatra koa

REF:
N’inon’inona amin’ny zavatra ary rehetra izao
Ts’iisy hahasaraka amin’ny fitiavanao
Ka na sarotra aza re ny tononkira.serasera.org asanay ety
Sanatria raha rlzy hivadika Aminao
N’inon’inona  amin’ny zavatra mety hita ety
Dia mahatoky Anao ‘zahay ry Tompo ô !
Ka na sarotra aza re ny asa ataonay
Mihoatra noho ny mpandresy uiflnr  izahay

   avmijs                        A . Hery Razanakoto  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334