isika mianatry jesoa (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isika e ! mpianatry Jesoa
Dia nampianarina hanao ny marina
Ka na inona zavatra atao
E! n'aiza n'aiza re no misy anao
Dia katsaho foana re ny marina
2-Isika e ! mpianatry Jesoa
Dia nampianarina hanao ny marina
Ka na inona ny andraikitrao
Na manao aona re ny toeranao
Dia hajao foana re ny marina
REF etlp :
Sambatra ny manao ny mety
Ka manao ny marina mandrakariva
Tsy manana fifaliana mihoatran' izao aho
Fa mandeha araky tononkira.serasera.org ny fahamarinana ny zanako
Meteza ianao hanao ny tsara
Ka hiezaka hanao ny marina hatrany
Satria ny marina anie tsy mety maty
Fa na dia hototofana hatrany re
Dia ao ny rariny hamiratra
( Jao :15:13)
A . Hery Razanakoto pcezf (05/08/2017)
wuns
Dia nampianarina hanao ny marina
Ka na inona zavatra atao
E! n'aiza n'aiza re no misy anao
Dia katsaho foana re ny marina
2-Isika e ! mpianatry Jesoa
Dia nampianarina hanao ny marina
Ka na inona ny andraikitrao
Na manao aona re ny toeranao
Dia hajao foana re ny marina
REF etlp :
Sambatra ny manao ny mety
Ka manao ny marina mandrakariva
Tsy manana fifaliana mihoatran' izao aho
Fa mandeha araky tononkira.serasera.org ny fahamarinana ny zanako
Meteza ianao hanao ny tsara
Ka hiezaka hanao ny marina hatrany
Satria ny marina anie tsy mety maty
Fa na dia hototofana hatrany re
Dia ao ny rariny hamiratra
( Jao :15:13)
A . Hery Razanakoto pcezf (05/08/2017)
wuns
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 285
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:51
