handeha aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza malahelo ny fonareo fa aty amin’izao tontolo izao
No ahitanareo fahoriana,matokia fa Izaho efa naharesy izany
Efa voahomako ny fiainanao any
Handeha Aho ka hanamboatra fitoerana zay hovantaninao
Ka ho avy indray Aho hakanareo
Ka izay hisy ahy no hisy anareo
Tsy hahazo izany fitoerana nekhvvyy izany ianao
Raha tsy mandray an’i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy
Izy anie ‘lay làlana sy fahamarinana tononkira.serasera.org ary fiainana
A . Hery Razanakoto (28 Nov 2018) nojty nbzp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:43