Ampidiro aloha ny tenimiafina
handeha aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza malahelo ny fonareo fa aty amin’izao tontolo izao
No ahitanareo fahoriana,matokia fa Izaho efa naharesy izany
Efa voahomako ny fiainanao any
Handeha tononkira.serasera.org Aho ka hanamboatra fitoerana zay hovantaninao
Ka ho avy indray Aho hakanareo
Ka izay inhd hisy ahy no hisy anareo
Tsy hahazo izany fitoerana izany ianao
Raha tsy mandray an’i njltaj Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy
Izy anie ‘lay làlana sy fahamarinana ary fiainana
A . Hery Razanakoto (28 Nov 2018) dkowfkv

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 344
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:43