fa toy izao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaho mino Anao Jesoa,
Mino aho fa Ianao no Tompo sy Mpamonjy ahy
Nirahin’ny Ray mba ho ety,hamonjy ireo zay nania
Mba hahazo ‘lay fiainana vaovao
Fitiavana lehibe tokoa
Ny nanomezan’ny Ray an’i Jesoa zanany
Nanolotr’aina mba ho sorona hanavotra ahy sy ianao
Hahazo ‘lay fiainana mandrakizay
Fa toy izao no nitiavany,nitiavan’andriamanitra
Izao tontolo rehetra izao
Dia nomeny ny zanany lahy tokana
Mba tsy ho very tononkira.serasera.org tokoa izay rehetra mino Azy
Fa hahazo ilay fiainana mandrakizay
‘zay nomaniny ho anao
luqc A . Hery Razanakoto (18 Fev fkenzo 2021) ahrbpg

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 481
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:37