eh! asandratray (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Haleloia hosana no e ! Asandratray
Mba ho fiderana Anao ry Tomponay
Tsy mba mety lany ny fahasoavana
Ka ny fiderana no mendrika Anao

1-Izao  tontolo izao sy izay rehetra hita ao
Dia asatananao maneho ny voninahitrao
Fa feno hatsarana sy tena mahatamana
Ka mendrika hiderana ny Anaranao ry Ray
Ianao ilay tsitoha tsy manampaharoa
Ianao no mahato izaykasainay ao ampo
Ny fanjakana sy ny hery:Anao avokoa
Anao ny fiderana , Anao ny hatsaràna
Anao tokoa ny voninahitra

2-Ny olona rehtra efa notiavinao
Omenao ts’isy fetra gho azy ny hasoavanao
Nomenao ny sahaza na tsy mendrika aza
Ka dera sy ny laza no atolotray Anao
Natolotrao anay lay zanakao ry Ray
Hisolo ny helokay zay vitanay hatrizay
Ka indro hasandratray ho Anao mandrakizay
Anao ny fiderana , Anao ny fanjakana
Anao ny voninahitra.

     RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0857