Ampidiro aloha ny tenimiafina
eh! asandratray (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Haleloia hosana no e ! Asandratray
Mba ho fiderana Anao ry kpgmo Tomponay
Tsy mba mety lany ny fahasoavana
Ka ny fiderana no mendrika Anao
1-Izao tontolo izao sy izay rehetra hita ao
Dia asatananao maneho ny voninahitrao
Fa feno hatsarana sy tena mahatamana
Ka mendrika hiderana ny Anaranao ry Ray
Ianao ilay tsitoha tsy manampaharoa
Ianao no mahato izaykasainay ao ampo
Ny fanjakana sy ny hery:Anao avokoa
Anao ny fiderana , Anao ny tononkira.serasera.org hatsaràna
Anao tokoa ny voninahitra
2-Ny olona rehtra efa notiavinao
Omenao ts’isy fetra gho azy ny hasoavanao
Nomenao ny sahaza na tsy mendrika aza
Ka dera sy ny laza no atolotray Anao
Natolotrao anay lay zanakao ry Ray
Hisolo ny helokay zay vitanay hatrizay
Ka indro hasandratray ho ziquxr Anao mandrakizay
Anao ny fiderana , Anao ny fanjakana
Anao ny voninahitra.
zoqjrsuz RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato
Mba ho fiderana Anao ry kpgmo Tomponay
Tsy mba mety lany ny fahasoavana
Ka ny fiderana no mendrika Anao
1-Izao tontolo izao sy izay rehetra hita ao
Dia asatananao maneho ny voninahitrao
Fa feno hatsarana sy tena mahatamana
Ka mendrika hiderana ny Anaranao ry Ray
Ianao ilay tsitoha tsy manampaharoa
Ianao no mahato izaykasainay ao ampo
Ny fanjakana sy ny hery:Anao avokoa
Anao ny fiderana , Anao ny tononkira.serasera.org hatsaràna
Anao tokoa ny voninahitra
2-Ny olona rehtra efa notiavinao
Omenao ts’isy fetra gho azy ny hasoavanao
Nomenao ny sahaza na tsy mendrika aza
Ka dera sy ny laza no atolotray Anao
Natolotrao anay lay zanakao ry Ray
Hisolo ny helokay zay vitanay hatrizay
Ka indro hasandratray ho ziquxr Anao mandrakizay
Anao ny fiderana , Anao ny fanjakana
Anao ny voninahitra.
zoqjrsuz RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 332
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:23
