aza matahotra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza amatahotra ianao fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso anao tononkira.serasera.org aho ,
efa niantso mfukmo ny anaranao Aho
Ahy ianao
Raha mita ny rano ianao;
Dia homba anao Aho
Raha mita ny ony ianao,
Dia tsy hanafotra anao izy
Raha mandeha mamaky ny afo ianao,
Dia tsy ho may
Ary tsy hirehitra aminao, ny lelafo
Satria malalako eo imasoko ianao
Eny be voninahitra sady tiako
Aza matahotra mplyrhw ,Aza matahotra
Fa homba anao Aho
zggsd A . Hery Razanakoto
Efa niantso anao tononkira.serasera.org aho ,
efa niantso mfukmo ny anaranao Aho
Ahy ianao
Raha mita ny rano ianao;
Dia homba anao Aho
Raha mita ny ony ianao,
Dia tsy hanafotra anao izy
Raha mandeha mamaky ny afo ianao,
Dia tsy ho may
Ary tsy hirehitra aminao, ny lelafo
Satria malalako eo imasoko ianao
Eny be voninahitra sady tiako
Aza matahotra mplyrhw ,Aza matahotra
Fa homba anao Aho
zggsd A . Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:19
