aza matahotra (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza amatahotra ianao fa efa nanavotra anao Aho
Efa niantso anao aho ,
efa niantso ny anaranao Aho
Ahy ianao
Raha mita ny rano ianao;
Dia homba anao Aho
Raha mita ny ony ianao,
Dia tsy hanafotra anao izy
Raha  mandeha mamaky ny afo ianao,
Dia tsy ho may
Ary tsy hirehitra xowz aminao, ny lelafo
Satria  malalako eo imasoko ianao
Eny be voninahitra gmlzv sady tiako
Aza matahotra ,Aza matahotra
Fa homba anao Aho
tononkira.serasera.org                         fbcikfp                 A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 423
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472