ataoko ahoana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo fijaliana niaretanao
Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo latsa sy ny eso nandatsa Anao
2-Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo kapoka mahamay nozakainao
Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo fahoriana ufxqq nanjo Anao
3-Ataoko ahoana e! no fanadino
Lay hazo fijaliana nolanjainao
Ataoko ahoana e! no fanadino
Lay rà nalatsakao noho ny aminay
REF:
Eh !Maty ianao Jesoa,fa nitsangana indray
Ny fahavelomanao no marika plditb anakiray
Fa vitanao e! ny ady ny hampandresy anay
Ka hahazo tokoa ilay fiainana mandrakizay
Tsy misy manam-pitiavana lehibe noho izao
Ny hanolotra ny aina hamonjy ny namany
Fitia tsy mety lany,fitia tsy mety tononkira.serasera.org lefy
No nahatonga anay ho sakaiza mpandresy
ywlxzo A. Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 491
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:13