ataoko ahoana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo fijaliana niaretanao
Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo latsa sy ny eso tononkira.serasera.org nandatsa Anao

2-Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo kapoka mahamay nozakainao
Ataoko ahoana e! no fanadino
Reo fahoriana nanjo Anao

3-Ataoko ahoana e! no fanadino
Lay hazo fijaliana nolanjainao
Ataoko ahoana e! no fanadino
Lay rà nalatsakao noho ny aminay
REF:
Eh !Maty ianao Jesoa,fa nitsangana indray
Ny fahavelomanao no marika anakiray
Fa vitanao e! ny ady ny hampandresy anay
Ka hahazo tokoa ilay fiainana mandrakizay
Tsy misy manam-pitiavana lehibe noho izao
Ny hanolotra ny aina lpffnh hamonjy ny namany
Fitia tsy mety lany,fitia tsy mety lefy
No nahatonga anay ho sakaiza mpandresy
                  xhyegaog       hypg           A. Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 494
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507